vavaka mitory teny…

août 11, 2008

rehefa tafaraka miangona, dia matetika misy solon-tena 1 mivavaka, na koa mifandimby mivavaka…mangina daholo ny hafa fa ilay 1 ihany no manao ranom-bavaka …dia samy mikipy daholo, ary tsindraindray miondrika… Lisez la suite de cette entrée »